|
|
|
|

Teny iditra 1  mokimoky
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Fiezahana, fikelezana aina vonombonona sy marisika hanao zavatra [1.1]

Fivaditsoratra  12 kimokimo, 13 komikomy, mokimoky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20