|
|
|
|

Teny iditra 1  mombamomba
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Ohatra  4  Nanontaniany aloha ny mombamomba ahy rehetra : anarana, taona, ray aman-dreny, fonenana, asa. [2.4#47]
5  Ny tsy fahafehezan’ny mpiasa ny andraikiny sy ny mombamomba ny didy aman-dalàna mifehy an’izany dia mitarika fandraisana fanapahan-kevitra azo anaranam-po na tsy amin’antony. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20