Teny iditra mompera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana fiantsoana ny pretra, ray am-panahy, mpitondra fivavahana amin' ny Eglizy katolika, raha miteny aminy na miteny azy: Eny, Mompera ~ Tonga teto Mompera anikeheo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A priest [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Prêtre [1.8]
Ny fihaviany Frantsay: mon père.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31