|
|
|
|

Teny iditra 1  mondro
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza zavatra efa ela niasana ka tsy lava na lehibe intsony, fa fohy na bory kely sisa: Angady mondro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 blunted, dulled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 émoussé [1.8]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe mondro
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21