Teny iditra | 1 monge-mahalatsaka |
Singan-teny | 2 mongena, mahalatsaka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Voambolana |
4 Ontam-po |
Fanazavàna teny malagasy |
5 olona vitsivitsy teny, nefa ny teny avoakany manaikitra erỳ [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 used of a steady-going person becoming angry and uttering scornful words [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 qui parle peu, mais dont les paroles sont à l' emporte-pièce ; un pince-sans-rire [2.415] |
Tovy hevitra | 8 monge-mahefa |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny monge-mahalatsaka io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |