|
|
|
|

Teny iditra1  monge-mahalatsaka
Singan-teny  2  mongena, mahalatsaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] olona vitsivitsy teny, nefa ny teny avoakany manaikitra erỳ
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] used of a steady-going person becoming angry and uttering scornful words
Fanazavàna teny frantsay  6  [2.415] qui parle peu, mais dont les paroles sont à l' emporte-pièce ; un pince-sans-rire
Voambolana  7  Ontam-po
Tovy hevitra  8  monge-mahefa
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny monge-mahalatsaka io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10