| Teny iditra | 1 monjotra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Tsy fahafaliana ka mionjononjona ary toa mitefoka koa; sosotra ka tsy miteny firy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 pouting
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 qui boude
[1.8] |
| Tovy hevitra | 15 monjitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|