Teny iditra | 1 montsamontsana |
Fototeny | 2 montsana |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Ohatra |
7 tsy soa ny tany alehan' izany, fa izay alehan' izany no montsamontsana. [2.69#] 8 Raha montsamontsana eto, ho entiko aiza ny fitia, Mitondra tanam-polo, mangaina sy mangaihay! [1.239#] 9 Fa injay anie ilay ireny ka hanao fanjaibe vody hanjai-mandrompitra - fa zovy re no torotoro sy montsamontsana fa tsy izy? [2.298#] |
Tovy hevitra | 10 montsana |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny montsamontsana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |