|
|
|
|

Teny iditra 1  montsona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  10 Vava feno hanina; entina milaza ireo bontsimbontsina na mandrotsirotsy amin' ny hoditra
11 Fijomoka [1.1]
Tsipelina hafa  12 montsina

Fivaditsoratra  13 montsano, montsona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22