Teny iditra | 1 mosara |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tapa-damba kely atao fanisinan-delo, famaohana hatsembohana na ranomaso. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a handkerchief |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] mouchoir |
Ohatra |
6 Eny àry, ry ise, hoy izy namafa mosara ny masony vonto ranon' ny fihomehezana. [2.4#] 7 Nomen' I feno zavatra kely mba nentiny ho ahy aho : fehin-kibo, kasikety, mosara. [2.472#] |
Voambolana |
8 Toe-karena: zaitra |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 asarom, Masora, mosara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |