|
|
|
|

Teny iditra 1  motraka
Fototeny  2 hotraka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Tena malemy, masaka loatra ka zary mohaka
16 Ratsy, tsisy vidiny, tsizarizary (fa ny teny verin-droa motramotraka no fampiasa indrindra amin' ity hevitra faharoa). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 Très mou, très cuit, presque en marmelade, très mûr [1.3#447]

Fivaditsoratra  18 katramo, 19 makotra, 20 matroka, motraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20