Teny iditra mozika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaneno: Inona no mozika tao?
Feon-javamaneno: Tiako ny mozika
Fahaizana mitendry na mitsoka zavamaneno: Mianatra mozika isan-kariva izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A brass band; an orchestra; music [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Musique; orchestre [1.8]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: musique.
Ohabolana 
Habaka lamozika.net (http://www.lamozika.net)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31