Teny iditra | mozy | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy kinga, mikaviavia sy mitaredretra [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Maladroit [1.3, 1.196] | |||||||||
Gauche, lent, lambin [1.3] | ||||||||||
Trop lent dans ses actions [1.196] | ||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | mozimozy [fampiasa kokoa noho mozy] | |||||||||
Teny iditra | mozy | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Mahafaly] Leptadenia sp. (Apocynaceae). Liane. L'attribution au genre leptadenia est de Boiteau. [1.196] | |||||||||
Anarana siantifika | Leptadenia sp. | |||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/31 |
![]() |