Teny iditra | mpamelona (velona) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Celui qui nourrit, qui anime, qui vivifie [1.3] | |||
Ohatra | Ny ray sy ny reny izany no mpanabe, nefa mahery ny lahy noho izy lohan'ny fianakaviana sy mpamelona azy.
[2.606] | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | mampanelo, mpamelona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |
![]() |