Teny iditra | 1 mpampanao |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Ohatra |
3 [2.1011#nyvelomaizaynapetrany] mpampanao sy mpivarotra biriky tanimanga no raharahany, dia manao sy mivarotra trano vita koa. 4 [1.320#] Ny fangatahana azy ireo hanatanteraka zavatra hita miharihary fa mifanohitra amin' ny lalàna dia mitarika fanasaziana araka ny lalàna ho an' ireo mpampanao izany. |
Fototeny | 5 tao |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 7 ampañompa, mpampanao, mpampanoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |