Teny iditra mpampanoa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mpanao fanjakana ambony amin' ny raharaham-pitsarana, ka ny andraikiny dia ny mitsikera ny hadisoan' ny olona voampanga, mamaritra ny lalana tokony hampiharina aminy ary mitaky ny sazy antonona ny heloka vitany, ka amin' ny maha-solontenan' ny tany ama-monina azy no anaovany izany [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31