Teny iditra (1/2) | 1 mpanampy |
Fototeny | 2 ampy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao [1.1] 5 olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 auxiliaire [1.13] |
Ohatra |
7 kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao. [2.643#] 8 Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra. [2.114#] |
Teny iditra (2/2) | 9 mpanampy |
Fototeny | 10 ampy |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 zanateny entina manamafy teny iray [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 auxiliaire [1.13] |
Voambolana |
14 Haiteny |
Mpanahaka | 15 mpanampy mahay roa |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |