|
|
|
|

Teny iditra1  mpanatitra
Fototeny  2  atitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Celui qui otfre. escorte [1.3]
Ohatra  6  Ary ny mpanatitra avy amy ny ravehivavy. [2.48]
7  Nampiantsoiny ny telo lahy, mpanatitra azy: - Ianareo no nanatitra ity taratasy ity? [2.270]

Fivaditsoratra  8  mpanatitra, mpanitatra, mpitantara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05