Teny iditra mpandova (lova)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Izay rehetra mandova, izany hoe mandimby ara-dalàna ny fizakamanana ny fananan' ny olona iray rehefa maty izy: Fito ny mpandova an-dRabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An heir [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Héritier [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20