|
|
|
|

Teny iditra1  mpandova
Fototeny  2  lova
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Izay rehetra mandova, izany hoe mandimby ara-dalàna ny fizakamanana ny fananan' ny olona iray rehefa maty izy: Fito ny mpandova an-dRabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  an heir [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  héritier [1.8]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  8  mpandavo, mpandova

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20