|
|
|
|

Teny iditra1  mpandroaka sarety
Singan-teny  2  mpandroaka, sarety
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny olona mibaiko ny omby mitarika sarety
Ohatra  5  Indray andro, nisy mpandroaka sarety iray naman' I Dada nifanena tamin' ny fiarakodia iray tao atsimon-tanàna. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07