Teny iditra mpanelirà (ely, ra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena ny lalandra izay manely ny ra avy any amin' ny fo eran' ny tena manontolo, antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe aritera; raha mpanelira no tapaka, dia ra mena midorehitra no mivoaka ary mifantsitsitra mitsitapitapy ny fandehany [1.1]
Mpanahaka  mpamerindrà

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31