Teny iditra | mpangalatra (halatra) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Mpifetsifetsy maka zavatr' olona; mpandroba fananan' olona [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A thief [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Voleur [1.8] | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mpangalatra io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |