Teny iditra | 1 mpangalatra |
Fototeny | 2 halatra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mpifetsifetsy maka zavatr' olona; mpandroba fananan' olona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a thief [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 voleur [1.8] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mpangalatra io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |