|
|
|
|

Teny iditra1  mpangataka
Fototeny  2  hataka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Olona tsy miasa fa mangataka fiantrana ombieny ombieny no ataony antom-pivelonana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a beggar [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  mendiant [1.8]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mpangataka io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20