Teny iditra mpanohariana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antokon' olona manohitra ny fiovana izay tian' ny antoko iray eo amin' ny fahefana hatao, ka mitetika ny hamerina indray ny fomba narahina teo aloha [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31