Teny iditra | mpanompo (tompo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona miasa ho an' olona, manao raharahan' olona, ka mahazo karama na tsia [1.1] | |
Mpiasa sy irakiraka ao antrano [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Valet [1.13] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mpanompo io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |