Teny iditra mpanondrana (ondrana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Exportateur, exportatrice [1.66]
Ohatra 
1Indray andro, dia tazany teny an-dranomasina sambo mpanondrana andevo avy any New-York (Amerika. [2.113]
2Vola be mampilendalenda toy izany ve tsy ho sarotra ny hisakana ny mpitrandraka ala sy ny mpanondrana tsy ho mamba noana. [4.27]
3Na ny rano anondrahana ny hazo volena ao aza, tovozina any amin'ny roapolo kilometatra, ary nefa amin'izao fotoana izao dia efa anisan'ny mpanondrana voasary any ivelan'ny taniny Isiraely! [2.503]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/19