Teny iditra mpiady (ady)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ireo olona roa tonta miady eny amin' ny fitsarana
Ny miaramila miady amin' ny fahavalo any an-tafika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Guerrier, combattant, les argumentateurs, les réclamants et les opposants [1.3]
Ohatra 
1Nosarahin-dry zalahy ny mpiady. [2.472]
2ka Ramahaisahy mba, efa mpiady mahery amy ny izany, mahery izy; [2.48]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20