|
|
|
|

Teny iditra 1  mpiangaly
Fototeny  2 angaly
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Ohatra  5  Niaiky izahay roa lahy sisa fa tena mpiangaly ilay namana. [2.4#58]
6  Tao Ambohitsilaozana, Soanagaly iray no mpiangaly tamin' ny fampihorohorona, fampijaliana, famonoana. [2.472#242]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21