Teny iditra | mpifady (fady) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Celui qui s'abstient [1.3] | |
Ohatra | Eo am-pisakafoana indray, dia tsaroako ihany koa izy, fa izy no mpisotro ny anjara divaiko: na dia tsy isan'ny mpikambana amin'ny mpifady zava-pisotro mahamamo aza mantsy aho dia tsy nanendry toaka na divay.
[2.1011] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18 |
![]() |