Teny iditra mpifamofo (fofo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra 
1Nahoananotsy nanontanianao ahy, hoy Nivo, na mifankatia ny mpifamofo na tsia? [2.5]
2Ny mpifamofo koa mivadika ny fitokiana, ka manalabaraka ny ray aman-dreny natoky azy. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09