Teny iditra | mpifanjehezehe | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mpifankahala, mpifahavalo: Aza mifanjehezehe amin'ny betroke fange mate voky (Aza mifaninana amin'ny be kibo sao matin-kavokisana) / Mpifanjehezehe i roalahy io [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |