Teny iditra mpijirika (jirika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mpanao irakely, mpamadi-barotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Intermédiaire commercial [1.13]
Ohatra 
1Ny mpijirika andevo sy ny mpandranto vahiny indray no nitombo hery. [2.508]
2Tsy mba tafika ara-dalana anie no namely anay fa jiolahy mpijirika olona e! [2.643]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08