|
|
|
|

Teny iditra1  mpikapoka
Fototeny  2  kapoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  frappeur [1.66.fr#434]
Ohatra  6  Natolotro tamin' ny mpikapoka ahy ny lamosiko; [2.996#]
7  Mpiaro na mpikapoka ahy ny rehetra: arakaraka ny famindrako miaina kosa. [2.245#]

Fivaditsoratra  8  mpikapoka, mpikopaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/05