|
|
|
|

Teny iditra1  mpimonjomonjo
Fototeny  2  monjomonjo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Celui qui murmure souvent [1.3#445]
Ohatra  6  Olona mpimonjomonjo lava izy ireo, tsy mionona amin' ny anjarany na oviana na oviana, manaraka ny danin' ny kibony hatrany hatrany, miavonavom-piteny izaitsizy, ary mandoka ny sasany mba hahazoany vola. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/17