Teny iditra | 1 mpinama |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 mpikambana, miray, miaraka: Añay roelahy ro mpinama se mitombaña (Izahay roalahy no miaraka rehefa miasa tany) [Betsileo]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 4 mañimpa, mpanima, mpinama |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |