Teny iditra | 1 mpiompy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Olona manao ho anton-draharaha ny fiompiana, izany hoe ny famelomana sy ny fikarakarana biby mba hohanina na hamidy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a cattle raiser, a stockman |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] éleveur |
Voambolana |
6 Toe-karena: fiompiana |
Fototeny | 7 ompy |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mpiompy io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |