|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mpisoro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  mpitan-kazomanga; raibe, sojabe [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4  chef de famille entretenant le "hazomanga" [1.13]

Teny iditra (2/2)5  mpisoro
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  mpanao soro [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  8  mpiroso, mpisoro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31