|
|
|
|

Teny iditra1  mpizaha
Fototeny  2  zaha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  Celui qui regarde, qui cherche, qui sonde, etc [1.3]
Ohatra  5  Raha niady, maro mpizaha [2.69]
6  Tonga tao amin' ny tobiny mihitsy ny mpizaha marary tamin' io [2.472]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mpizaha io

Fivaditsoratra  8  mpihaza, mpizaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20