Teny iditra | 1 naikanaika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Fanaovana andranandrana tsy tokony hatao; fanaovan-javatra amin-kasahiana be loatra, fanaovana mosalahy; hambohambo tsy misy fiheverana amin' ny faniniana ny hafa [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 jocular pretension of committing a daring act [1.2] |
Tovy hevitra | 10 nakanaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |