Teny iditra nanda > andana (la)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  [Tanala] (circonstantiel) [1.6]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : andana, andako, andanao, andany, andantsika, andanay, andanareo, andan', andan-, andam-, anda-
Ny lasa : nandana, nandako, nandanao, nandany, nandantsika, nandanay, nandanareo, nandan', nandan-, nandam-, nanda-
Ny hoavy : handana, handako, handanao, handany, handantsika, handanay, handanareo, handan', handan-, handam-, handa-

Teny iditra nanda > mandaña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] ( jereo daña ) [1.78]

Teny iditra nanda > mandaña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Manafohy [1.78]

Fivaditsoratra 

Teny iditra nanda > manda
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rindrim-bato na rindrim-by, na tamboho avo tsotra, manodidina toerana iray tiana harovana amin' ny fahavalo: Tsy laitra nanihina ilay manda
Olona mpiaro: Izy no mandan' ny madinika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Fortification, rempart
Protecteur [1.3]
Ohatra 
1Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany. [2.996]
2raisin' ny nitety aloha ny tohatra hiakarana ny manda. [2.270]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra nanda > mandà (la)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Tsy manaiky [1.78]
 Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: Mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho
Tsy mandray: Mandà ny fahagagana izy
Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Izaho manda an' i Satana
Mivadika: Mandà ny teny napetrany izy. [1.1]
 (matoanteny transitifa, endrika aktiva) Tsy afaka NANDA izy, fa tsy azo NOLAVINA mihitsy ny porofo [1.10]
 Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho
Tsy mandray: mandà ny fahagagana izy
Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: izaho mandà any Satana
Mivadika: mandà ny teny napetrany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To refuse; to deny [1.2, 1.7]
 To reject [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Refuser [1.3, 1.5, 1.8, 1.6, 1.14]
 Nier [1.3, 1.5, 1.8, 1.6]
 Désapprouver, renier, rejeter, méconnaître. Nanda ny teny napetrany izy: il a renié ses promesses. Nanda ny rainy aman-dreniny izy: il a rejeté ses parents [1.3]
Fanazavàna teny italianina Negare. Nanontany aho raha izy ni nilaza izany, dia nanda izy: io ho domandato se egli avesse detto cio, ma ha negato
Rifiutare. Nangataka fanampiana taminy izahay fa nanda izy: noi gli abbiano chiesto aiuto ma egli ha rifiutato [1.18]
Ohatra Manda famaizana ny mpanota; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandà
Ny lasa : nandà
Ny hoavy : handà
Filaza mandidy : mandava
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra