Teny iditra |
nanomboka > manomboka
(tomboka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao ny fiandohany: Tamin' ny valo aho no nanomboka ny entimodiko Manao voalohany: Iza no nanomboka ady taminareo roa lahy Miandoha, tonga ny fiandohany: Manomboka sahady lahy ny fahavaratra
[1.1]
|
Ohatra |
1 | manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory.
[2.470]
|
2 | Amin' ny fito no manomboka ny asa, dia mijanona amin' ny iray.
[2.472]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manomboka |
Ny lasa : |
nanomboka |
Ny hoavy : |
hanomboka |
Filaza mandidy : |
manombòha |
|
|
Teny iditra |
nanomboka > manomboka
(tomboka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manisy marika amin' ny vy mahamay, mitetika: Misy olona manomboka ny tarehiny any Afrika [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manomboka |
Ny lasa : |
nanomboka |
Ny hoavy : |
hanomboka |
Filaza mandidy : |
manomboha |
|
|