|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  nany
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Injay, enti-manondro olona efa nandrasana ka re any ho any ny feony alohan' ny hisehoany
Tovy hevitra  4  inany

Teny iditra (2/4)5  nany
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Ilay zavatra boribory kitsoloha eo amin' ny vavan' ny vovo, natao mba hahazoan' ny trondro miditra tsara ao anatiny
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.2] the neck of a fishing basket; the little wicker basket which closes the mouth of the larger wicker basket used as a fishing-net.
Tovy hevitra  9  nanimbovo
Mpanahaka  10  tanam-bovo
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)13  nany
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.78] [Tanala] nanjary, tonga

Teny iditra (4/4)16  nany
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.78] [Tanala] lany

Fivaditsoratra  19  anin, nani, nany, nian

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21