Teny iditra | 1 naomba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny enti-milaza filaharana amin' ny zavatra maro tanisaina; nomerao na laharana faha- no fampiasa sy fiteny ankehitriny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] an ordinal number. Compare isa. The above word is mostly employed in numbering off soldiers, or in announcing numbers of tunes, and in such cases a corruption of the English one, two, or three, etc. is joined to it. |
Voambolana |
5 Matematika: rafitrisa |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny naomba io |
Fivaditsoratra | 7 ambano, anambo, anomba, aomban, banoma, boanam, manabo, naboam, namabo, naomba, ombana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |