Teny iditra | 1 naotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny iantsoana ny vadin' ny iray tampo amin' ny tena, zaobavy na zaodahy: Aoka re, ry naotra, hataoko io fa sahirana ianao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] primitive root of ranaotra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.54] belle-soeur, beau-frère |
Voambolana |
6 Fifandraisana: fianakaviana |
Tovy hevitra | 7 ranaotra |
Fivaditsoratra | 8 anotra, atrano, naotra, natora, natrao, natroa, noatra, rotana, tanora, tarano, tarona, torana, tranao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |