|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  Nehemia
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.38] zanak' i Hakalia, ary toa avy tamin' ny firenen' ny Joda izy, ka nalevina tao Jerosalema rainy syHanany rahalahiny
Fanazavàna teny anglisy  4  [2.996] Nehemiah
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.996] Néhémie
Voambolana  6  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  7  Toko sy andininy momba Nehemia

Teny iditra (2/4)8  Nehemia
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.38] anankiray tamin' ny Jiosy izay nanaraka an' i Zerobabela nitarika ny namany, izay efa voababo hiakatra avy any Babylona ka hiverina ho any Jerosalema sy Jodia indray
Fanazavàna teny anglisy  11  [2.996] Nehemiah
Fanazavàna teny frantsay  12  [2.996] Néhémie
Voambolana  13  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  14  Toko sy andininy momba Nehemia

Teny iditra (3/4)15  Nehemia
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.38] zanak' i Azboka, mpanapaka ny antsasak' i Beti-zora, ary isan' izay olona nanampy an' i Nehemia hanorina ny mandan' i Jerosalema
Fanazavàna teny anglisy  18  [2.996] Nehemiah
Fanazavàna teny frantsay  19  [2.996] Néhèmya
Voambolana  20  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  21  Toko sy andininy momba Nehemia

Teny iditra (4/4)22  Nehemia
Sokajin-teny  23  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  24  [1.38] Randzavola: Nehemia amin' ny Baiboly
Fanazavàna teny anglisy  25  [2.996] Nehemiah: one of the books of the Bible
Fanazavàna teny frantsay  26  [2.996] Néhémie: un des livres de la Bible
Voambolana  27  Soratra Masina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31