|
|
|
|

Teny iditra 1  nendonendo
Fototeny  2 nendo
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13 Toetran' ny zavatra mangirangirana, mandina, mihilontrilona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 greasiness, oiliness, brightness, polish. [1.2]
Tovy hevitra  15 nendo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22