| Teny iditra (1/2) | 1 ngetroka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Maintin' ny molaly na ny tsikoko, mainty ngizina, mainty atim-bilany
6 Manankarem-be: Ireny olona ngetroka ireny! [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 black
8 rich, opulent. [1.2] |
| Ohatra |
9 Araka ny hevitrao, nahoana no botsiaka ny setroka fa tsy mainty ngetroka?
[2.314#20]
|
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ngetroka |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 ngetroka |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 chef, patron
[1.60#161] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|