|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ngetroka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Maintin' ny molaly na ny tsikoko, mainty ngizina, mainty atim-bilany
4  Manankarem-be: Ireny olona ngetroka ireny! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  black
6  rich, opulent. [1.2]
Ohatra  7  Araka ny hevitrao, nahoana no botsiaka ny setroka fa tsy mainty ngetroka? [2.314#20]
Sampanteny 
8  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  ngetroka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  chef, patron [1.60#161]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31